Teny iditra |
tovana
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza fanampin-javatra ao ambany na eo aoriana; ny atohy na anampy amin' ny zavatra iray mba hahalava na hahafeno azy amin' ny ilana azy: Asio tovana io tady io fa fohy loatra [1.1]
|
| Fanampìn-javatra mampitombo ny halavana [1.13]
|
Fanazavàna teny anglisy | An addition at the end [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Ajoutage, ce qu’on ajoute en superposant, en allongeant, eu nouant [1.3]
|
| Rallonge [1.13]
|
| Rallonge: ce qu'on ajoute à la fin [1.8]
|
Ohatra | Atolotra hodinihin' ny Vaomieram-pirenena misahana ny kaontim-bola fampielezan-kevitra sy ny famatsiam-bola ny fanaovana politika, ny kaontim-bola fampielezan-kevitra sy ny tovana samihafa mifandraika amin' izany.
[4.27]
|
Sampanteny |
|
|
Teny iditra |
tovana
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Tsirinteny ao aorian'ny fototeny [1.13]
|
Fanazavàna teny frantsay | Suffixe [1.8, 1.13]
|
| Affixe [1.66]
|
Voambolana |
Sampanteny |
Mpanahaka |
tovona ~
tsirinteny ~
tsirinteny sara-droa ~
tsofoka |
Tsanganana sy sary iray takila |
|
|