Teny iditra tosidra (tosika, ra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanoheran' ny aritera amin' ny fanosehan' ny ra, ka raha mafy tsy mifandanja amin' ny fonon' ny aritera io fanosehana io dia mety ho tapaka ny lalandra [1.1]
 (tosi-dra) tohitry ny rindrin'ny lalandra amin'ny ra mikoriana ao aminy [1.13]
Fanazavàna teny frantsay (tosi-dra) tension artérielle [1.13]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31