Teny iditra tondra-drano
Singan-teny tondra- (tondraka) ; rano
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Rano vaky ka manafotra ny tany iva sy ireo lemaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A flood [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Inondation [1.8, 1.5]
 [ tondradrano ] Inondation [1.13]
 Crue [1.8]
Ohatra 
1Tsy samorona atahorana tondra-drano Ikopa tamin' izay [2.470]
2Araky ny efa voalaza, ny amy ny ilay rivotra namely mafy teo, sy ny orana be naha tondradrano sy namaky fefiloha [2.59]
Voambolana 
Tovy hevitra safo-drano

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20