Teny iditra |
toloko
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Taraina, feo mitaraindraina miaraka amin' ny sento am-po na fitserana: "Sentosento mamelovelo, / Ranomaso, totoko tsy tana: / Izy ireny no sarin' avelo, / Mitampody ka sarotra ialana". (J.J.R.) [1.1]
|
| Taraina [1.13]
|
Fanazavàna teny anglisy | A groan, complaint, importunity [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Gémissements, plaintes importunes [1.3]
|
| Plainte [1.13]
|
Ohatra |
1 | Sa toloko sy tomany no hitana lava izao?
[1.244]
|
2 | Toy izao no am-pahan-teniny, nelanelanin-tsento sy toloko lalina aoka izany:
[2.470]
|
|
Sampanteny |
|
Teny iditra |
toloko
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | Comme toloka
[1.196]
|
Voambolana |
|