Teny iditra |
tokazo
|
Singan-teny | tokana ; hazo |
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Foto-kazo na hazo nalevina ila natao hamatorana omby Hazo manirery [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | A single tree [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Un arbre seul [2.415]
|
| (contraction de tokana : un et
hazo). Arbre seul sur une éminence, sur un sommet rocheux. On dit souvent an-tokazo pour désigner un tel lieu. C'est un toponyme fréquent : nom de village ou de lieu-dit. Ne pas confondre avec
hazotokana .
[1.196]
|
Ohatra | Ny teny amiko koa mba nalahatro tamin' ny azy teo am-pototry ny tokazo lehibe anankiray.
[2.643]
|
Voambolana |
|
Teny iditra |
tokazo
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Vola farantsa volafotsy misy sarina foto-kazo amin' ny ilany iray [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | La pièce de cinq francs de la République bolivienne où un arbre était représenté [2.415]
|
Ohatra | ny vola Tokazo dia vola avy any Bolivie misy sarina hazo midoroboka sy sarim-biby «lama» anankiroa.
[2.436]
|
Voambolana |
|