Teny iditra | tezitra | |||||||||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Tsy faly amin' ny olona iray ka hetsehim-po hamely azy: Tezitra taminy ny rainy ka saika voafelaka izy ~ Tezitra noho ny hakamoanao ny mpampianatra [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Angry [1.7] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Fâché, en colère [1.8] | |||||||||||||||
Ohatra |
| |||||||||||||||
Voambolana | Ontam-po | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny tezitra io | |||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |