Teny iditra tetibola
Singan-teny tetika ; vola
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Budget [1.13]
Ohatra 
1Sehatry ny tetibola voafehy ao anatin' ny fitantanana ny volam-panjakana. [1.384]
2Tsapa anefa fa nanomboka tamin' ny Repoblika fahatelo, dia voafetra ho andro vitsivitsy ny ady hevitra momba ny tetibola. [4.27]
Voambolana 
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/19