Teny iditra tefy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanamboarana vy ho zavatra: Ratsy tefy ity rojo ity izany
Famolavolana: Aleo loha tsara tefy toy izay loha nosesefana izao karazam-pahaizana rehetra izao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The working of clay in pottery; the forging of iron [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Ouvrage de forgeron, de potier, d’orfèvre et de tout ouvrier travaillant les métaux [1.3]
 Travail de potier et de forgeron [1.8]
Ohatra 
1tsara tefy ity angady ity (cette bêche a été bien forgée) [1.3]
2ratsy tefy ireo angadlanyy ireo (ces marmites ont été mal faites) [1.3]
3Na amin' izany koa aza anefa, dia mbola hita taratra eny ho eny ihany ny dia navelan' i Vola sy ny tefy nataony tamin' ny fiainako. [2.4]
Sampanteny 
Kamban-teny 
Ohabolana 

Teny iditra tefy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Merina] (du nom éthiopien tef). Eragrostis tef (Zuccagni) Trotter (Poaceae). Introduit et cultivé comme espèce fourragère. Parfois échappé des cultures. [1.196]
Anarana siantifika Eragrostis tef
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12