Teny iditra |
taritarika
(tarika)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [duplicatif diminutif] [1.3]
|
Sampanteny |
|
|
Teny iditra |
taritarika
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Asidra mahery [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Acide tartrique [1.3]
|
Ny fihaviany | Frantsay: tartrique.
|
|
Teny iditra |
taritarika
(tarika)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Taimoro]
Tady taretra lava be izay henjanina eo ambonin' ny tanimbary vao noketsaina ka misy kofehy singory isaky ny 10 sm; voasingotra amin' ireny kofehy kely ireny ny voronkely mitady hihinana ny vary vao noketsaina [1.1]
|
|
Teny iditra |
taritarika
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Taimoro]
(de tarika : nom des plantes lianoïdes).
Leptadenia madagascariensis Decne. (Apocynaceae)
[1.196]
|
Anarana siantifika | Leptadenia madagascariensis |
Voambolana |
|
Teny iditra |
taritarika
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Betsileo]
D'après Dubois : champignon dangereux ; à ne pas toucher [1.196]
|
Voambolana |
|