Teny iditra tarehy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ny faritra anoloana amin' ny loha, misy ny handrina, ny maso, ny orona, ny vava; ny tava: Be tandra kely ny tarehin-dRamatoa iny
Ny fisehoana ahitana ny zavatra iray: Be kilavadavaka, hono, ny tarehin' ny volana, hoy ireo efa nanitsaka teny
Nitondrany voninkazo tsara tarehy aho
Endrika, bika: Aseho matetika amin' ny tarehin' ny voromailala ny Fanahy Masina
Mitovy hevitra: endrika ~ fify ~ laingon-tava ~ salovantava ~ takolaka ~ tava [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The face; appearance; cf. endrika, bika. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Le visage: apparence; cf. endrika, bika. [1.8]
Voambolana 
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Manontolo loha
Anaran' akora mamorom-batana handrina, maso, molotra, orona, saoka, sofina, takolaka, tava, vava, volo, volomaso, volombava
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11