Teny iditra | tapoapoaka (tapoaka (poaka)) | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny frantsay | [duplicatif diminutif fréquentatif] [1.3] | ||
Ohatra | roatra: tapoapoaka mitambolina mivoaka avy amin'ny rano mikoriana mafy na avy amin'ny rano misy savony na avy amin'ny vary handroina.
[2.314] | ||
Haiendriteny |
| ||
Teny iditra | tapoapoaka | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny frantsay | [Sakalava] (de poaka : petite explosion). Nom des Lycoperdons ou Vesses de Loup. Champignons [1.196] | ||
Voambolana | Haizavamaniry | ||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |