Teny iditra taolampanavy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ireo taolana kilavalava roa somary mivolantsinana, mampitohy ny taolan-tratra amin' ny rangomaina [1.1]
 [ taolam-panavy ] Taolana mampitohy ny taolan-tsandry amin'ny taolan'ivotratra [1.13]
Fanazavàna teny anglisy [ taolam-panavy ] The collar-bone. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay [ taolam-panavy ] Clavicule [1.3, 1.5, 1.13]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31