Teny iditra taolambalo
Singan-teny taolana ; valo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ireo taolana valo noheverin'ny Ntaolo fa tsy maintsy hampidirina ao am-pasan-drazana rehefa mamindra faty ao, dia ny taolin'ny sandry sy lanton-tanana amin'ny tanana roa avy, ary ny taolam-pe sy ny taolan-dranjo amin'ny tongotra roa avy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The eight bones; i.e. the humerus and radius, and the tibia of each arm and leg. These eight bones are always brought up to Imerina for burial when a person dies in a distant part [1.2]
 Dry bones (esp. the "eight long bones") brought back to the family tomb. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Les huit os, comprenant l'humérus et le radius des deux bras, le fémur et le tibia des deux jambes (qu'on rapporte de loin pour être enterrés dans le tombeau de famille). [1.3]
 Les ossements d'un défunt mort au [...] [tohiny 1.5]
 Ossements (surtout les os des bras et des jambes) ramenés dans le tombeau familial. [1.8]
Ohatra 
1olona izy, ka ravo fa tsy hadinon' ny taranany, faly fa tsy very taolambalo [2.5]
2na dia miraraka ao am-pasana aza ny nofo sy ny taolam-balo, mbola velona ihany ny olona [2.296]
3saingy efa tonga havan-tsy mahafoy ka hiray taolambalo aminay ao amin' ny fasan-drazanay koa rahatrizay maty. [2.643]
Voambolana 
Lohateny Taolambalo (Andriamalala Emilson Daniel)
Ohabolana 

Teny iditra Taolambalo
Singan-teny taolambalo
Sokajin-teny anarana (lohatenin' boky)
Mpanoratra Andriamalala Emilson Daniel, 1948
Fanonta printy 1999. Librairie Mixte. Takila: 159.
Copyright Librarie Mixte 1999
Tsanganana sy sary iray takila Ny lohateny rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/05