Teny iditra taniravo
Singan-teny tany ; ravo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] Tanimanga, tany mora [1.78]
 Tany fotsifotsy ampiasaina handalorana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy [ tany ravo ] White earth, whitening. It consists of decayed felspar, and is a kind of kaolin [1.2]
 Chalk [1.42]
Fanazavàna teny frantsay Terre blanche qui sert à blanchir les maisons et qu'on met parfois sur le front ou ailleurs par superstition [1.3]
Ohatra 
1Voanjo, ny voa ny totoina endasina, asiana taniravo, dia atentina amy ny kifongo. [2.48]
2toa taniravo fatra-pifoka rano ny fiketron' ny takodi-masony [2.470]
Voambolana 

Teny iditra Taniravo
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Ohatra Zanaharitsimandry, any avaratr' Ambohibemasoandro an-koatra kely, any Taniravo amy ny Mandiavato [2.48]
Voambolana 
Fangi-bolantany -19, 47.5

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/03