Teny iditra |
tango
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fanapahana amin' ny tanana na amin' ny antsy ny ravina na laingon' ny anana; fanapahana ny tongotra sy ny elatry ny valala [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Action de couper avec les doigts ou le couteau les feuilles, les herbes qu'on doit faire cuire, d'arracher avec les doigts les pattes et les ailes des sauterelles [1.3]
|
Ohatra | Rahefa tonga ny tango voanjo, mitsahatra iray volana indray ny mpianatra
[2.472]
|
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana |
|
Teny iditra |
tango
|
Sokajin-teny | matoanteny mpamaritra
|
Fanazavàna teny frantsay | Coupé [1.3]
|
|
Teny iditra |
tango
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Tahon-tsotro andraisana azy; zarana, taho [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Le manche de la cuillère [1.3]
|
Voambolana |
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
tango
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Tanala]
zanatsipika
[1.78]
|
|
Teny iditra |
tango
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny frantsay | Mena mavokely mangatraka [1.66]
|
Mpanahaka |
volo/colors/couleurs
|
|
Teny iditra |
tango
|
Sokajin-teny | anarana (lahy)
|
Fanazavàna teny frantsay | Tangô (karazan-dihy vahiny milanto [...] [tohiny 1.66]
|
|