Teny iditra tandindona
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Aloky ny tena: Aza miady amin' ny tandindona
Sarin' ny tena jerena ao anaty fitaratra na ao anaty rano ka ninoan' ny Ntaolo fa fahitana ny fanahy: Voalazan' ny tantara fa nijery tandindona tany Anosifito Andrianampoinimerina andro vitsivitsy talohan' ny hahafatesany
Sary: Ny famonoana ny zanak' ondrin' ny Paka teo amin' ny Jody dia tandindon' ny sorona nataon' i Kristy tamin' ny nahafatesany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Ombre portée, pénombre [1.13]
Voambolana 
Sampanteny 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31