Teny iditra tamboavoa (voavoa (voa))
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fivontosana amin' ny lalan' ny hozatra iray izay misy zavajavatra mavomavo ao anatiny: Ny atodintarina dia karazana tamboavoa ihany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Ganglion [1.3]
Voambolana 
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31