Teny iditra takoribabo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ilay kitapo kely feno fofon-drano midofaka izay anangonan' ny vorona sy andemeny ny hanina, alohan' ny tena handevonany azy ao amin' ny haranana, izay tena vavoniny [1.1]
Voambolana 
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31