Teny iditra taikombindoha
Singan-teny taik' omby ; loha
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Hofakofaka mainty mitakovana amin' ny lohan-jazakely ka mety miendaka ho azy na kikisana mba hiala [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Teigne, pellicule noire du crâne [1.13]
Voambolana 
Tsipelina hafa 

Teny iditra taikombindoha
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Croûte de lait [1.13]

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20