Teny iditra sondry
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Sotrokely nampisotroana tangena ny olona, nampinomina taloha [1.1]

Teny iditra sondry
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Ilazana olona izay fohy ny orony sy ny tarehiny; olona petaka orona sy iva loha [1.1]

Teny iditra sondry
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] tranovorona, vatampaty (faty lena) [1.78]

Teny iditra sondry
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Cône [1.13]
Voambolana 
Tovy hevitra kitsoloha
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/16