Teny iditra soliet
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ambaratongam-pahamboniana na gradin' ny miaramila eo anelanelan' ny aspirà izay ambaniny sy ny lietnà amboniny; mitovy fahamboniana amin' ny enseigne de vaisseau kilasy faharoa amin' ny tanisa an-dranomasina [1.1]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: sous-lieutenant.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31