Teny iditra solatra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Tany mandry soroka, misolampilampy
Fikapana na fandidiana zavatra izay misy ilany kely miala [1.1]
Ohatra Sady tamin'izay dia nikodingidingy nidina ny solatra izy. [2.895]
Sampanteny 
 

Teny iditra solatra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Tifitra [1.1]
Kamban-teny 

Teny iditra solatra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay (toute l'île, mais le tra final est souvent élidé). Cossettes, tubercules coupés en cossettes [1.196]
Voambolana 
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/02