Teny iditra | sofina | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Organa andrenesan' ny olona sy ny biby ny karazam-peo rehetra, amin' ny alalan' ny sampan-kozatra kiritika kely manemitra ny aty sofina [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | The ear [1.7] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | L'oreille [1.8] | |||||||||||||||
Ohatra |
| |||||||||||||||
Voambolana | Haiaina | |||||||||||||||
Haiendriteny |
| |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||||||||
Anaram-javamaniry |
| |||||||||||||||
Manontolo | ||||||||||||||||
Anaran' akora mamorom-batana | ||||||||||||||||
Anaran' olona |
| |||||||||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny sofina io | |||||||||||||||
Lahatsoratra | Randzavola: sofina ao amin' ny Baiboly | |||||||||||||||
Teny iditra | sofina | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Pour les plantes : grandes stipules de certaines plantes (Voir besofina). On appelle aussi sofina les feuilles amplexicaules, auriculées à la base et par extension les plantes qui ont de telles feuilles. Plus rarement nom des cotylédons de la plantule ou des premières feuilles du jeunes plant. Les plantes à stipules réduites ou à feuilles réduites sont parfois appelées sofisofina ou sofisofy (comparer à sofasofa). [1.196] | |||||||||||||||
Voambolana | Haizavamaniry | |||||||||||||||
Fivaditsoratra | fanosy, fisano, sofina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/07/13 |