Teny iditra | soamalondona | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Zavamaniry mitovitovy amin' ny avoko, mitapela-dravina, ivaiva, misy vodiny be ranony mampivalana, ataon' ny olona famonoam-boalavo [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | [Betsileo, Merina] (de soamalo et dona : coup, choc violent ; allusion à l'emploi du tubercule frais, en topique sur les coups, pour éviter les hématomes ; il faut prendre garde à sa toxicité et ne pas l'employer en cas de lésions ouverte). Euphorbia primulifolia Baker (Euphorbiaceae). Même emploi que soamalo comme mort-au-rat naturelle. On l'appelle encore tangemboalavo, c'est-à-dire : poison des rats (les deux noms sont cités par Malzac). [1.196] | |
Anarana siantifika | Euphorbia primulifolia | |
Voambolana | Haizavamaniry | |
Tovy hevitra | soamalondoka | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny soamalondona io | |
Nohavaozina tamin' ny 2021/09/30 |