Teny iditra | sinitrana (sitrana) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Sitranina, asiam-panafody mba tsy harary intsony: Nosinitran' ilay mpitsabo ny aretiny [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu’on a guéri [1.3] | ||||||
Voambolana | Fahasalamana | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Tovy hevitra | voasitrana | ||||||
Fivaditsoratra | anantsiry, antsirina, sarintany, sinitrana, siran-tany, sitranina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |