Teny iditra serizà-sefo
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy [fr. sergent-chef] ambaratongam-pahamboniana na gradin' ny miaramila an-tanety sy ana habakabaka eo anelanelan' ny adijidà izay amboniny sy ny serizà tsotra ambaniny; mitovy laharana amin' ny martre faharoa, kilasy voalohany [1.1]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: sergent-chef.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31