Teny iditra serin > sery
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Aretina mahatsentsintsentsina ny orona, dia mahabe ranon-delo (vaky ny sery) ary saika matetika miafara amin' ny kohaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A cold in the head [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Rhume [1.54]
 Rhume de cerveau [1.8]
Ohatra 
1Mararin' ny sery aho, tompokolahy. [1.437]
2Izaho koa moa salama be izao, na izany sery sy kohaka izany aza tsy mba mpahazo ahy. [2.4]
Voambolana 
Sampanteny 
Kamban-teny 
Ohabolana 

Teny iditra serin > sery
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] mpandihy [1.78]

Fivaditsoratra 

serin   
mihazava
S’éclaircir; devenir serin, plus intelligible [1.3#870]
sabery
nom d'une espèce d'oiseau, serin, fauvette. [1.19]