Teny iditra sembo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Bezanozano] Fitafiana, lambam-behivavy [1.78]
  [Sihanaka] Lamba [1.78]
  [Tanala] Fitafiana, lamba, akanjo [1.78]
 Akanjo betsimisaraka vita amin' ny lamba izay zairina atohy amin' ny ambainy roa ka lasa toa lasaka misy vavany roa [1.1]
Voambolana 
Sampanteny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31