Teny iditra sarisarimbomanga
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Zavamaniry toy ny ravim-bomanga ny raviny ary misy voniny miloko mahafinaritra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [Sakalava] (« qui ressemble un peu à la patate douce » ; Voir vomanga). Ipomoea purpurea (L.) Roth. (Convolvulaceae). Ses fleurs ressemblent, en effet, beaucoup à celles de la patate. Mais elle ne donne pas de tubercules. [1.196]
Anarana siantifika Ipomoea purpurea
Voambolana 
Tovy hevitra tsingovihovy

Nohavaozina tamin' ny 2020/12/08