Teny iditra sarimbo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Lamba tenom-betsileo vita amin' ny landy sy hafotra na amin' ny landihazo sy hafotra misy sorany mitsipitsipika -- Akanjo toy ny sikina anaovan' ny vehivavy betsimisaraka [1.1]
Voambolana 
Sampanteny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31