Teny iditra saohana (saoka)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny akanjo ampiana saoka: Saohy iny akanjonao iny fa somary teritery eo amin' ny valahany [1.1]
Voambolana 
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : saohana, saohako, saohanao, saohany, saohantsika, saohanay, saohanareo, saohan', saohan-, saoham-, saoha-
Ny lasa : nosaohana, nosaohako, nosaohanao, nosaohany, nosaohantsika, nosaohanay, nosaohanareo, nosaohan', nosaohan-, nosaoham-, nosaoha-
Ny hoavy : hosaohana, hosaohako, hosaohanao, hosaohany, hosaohantsika, hosaohanay, hosaohanareo, hosaohan', hosaohan-, hosaoham-, hosaoha-
Filaza mandidy : saohy

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20