Teny iditra saha
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] Tany lemaka [1.78]
  [Sihanaka] lohasaha, tany lemaka [1.78]
  [Tanala] lohasaha
tanimboly [1.78]
 Tany malalaka tsy misy ala na tanàna fa saika fambolena fotsiny (mitovy amin' ny "ambanivohitra" izy amin' ity hevitra ity) ~ Mahafinaritra fa tsara rivotra ny mipetraka any an-tsaha
Tany voavoly somary lehibebe izay saika matetika voafaritra; tanimboly: ~ Kisolosolo tsara ny saham-boalobokay ~ Hatreto no ho miantsinanana no misy ny sahanay [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The country, out of town; an orchard [1.2]
 Valley; a field, a garden; the country [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Vallée; champ; jardin; la campagne [1.8]
Ohatra Ny fandriana amin' ny alina dia lapa be eo an-tsisin' ny saha. [2.472]
Voambolana 
Haiendriteny 
Tsotra : saha, sahako, sahanao, sahany, sahantsika, sahanay, sahanareo, sahan', sahan-, saham-
Tovonana : -tsaha, -tsahako, -tsahanao, -tsahany, -tsahantsika, -tsahanay, -tsahanareo, -tsahan', -tsahan-, -tsaham-
Sampanteny 
 
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Anaran-toerana 
Mpanahaka  tantsaha
Ohabolana 

Teny iditra saha
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] renirano [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] Used for renirano [1.2]
Voambolana 

Teny iditra saha
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  ozona, ompa [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Insulte [1.3]
Sampanteny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12