Teny iditra rononomandry
Singan-teny ronono ; mandry
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ronono namboarina atao am-bifotsy ka azo tehirizina, atao koa hoe ronono amin' ny boaty [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Butter. Lit. milk lying down. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Lait concentré [1.13]
Ohatra 
1Teo an-dovian' andriana no nitondrany rononomandry. [2.996]
2Ny rononomandry rotsahana tanteli-fasika koa no voahangin-kanina. [1.437]
Voambolana 
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/21