Teny iditra rona
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Firaikana mankany aloha na aoriana, mitongilana miankavia na miankavanana [1.1]
 Jereo fironana [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Inclinaison [1.3, 1.13]
 Fig. action de fléchir [1.3]
Sampanteny 
Anaram-javamaniry 

Teny iditra roña
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] banga [1.78]
  [Tanosy] Banga (nify) [1.78]

Teny iditra rona
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Merina] Nom d'un arbuste indéterminé, d'après Dandouau. [1.196]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2024/02/09