Teny iditra riry
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Toetran' ny zavatra tsy misy raviny, ringitra. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [Merina] Mot pris adjectivement ou substantivement :
- Plantes aphylles, sans feuilles. On emploie aussi mariry en tant qu'adjectif.
- Arbres à feuilles caduques, au moment où ils ont perdu leurs feuilles. [1.196]
Voambolana 
Sampanteny 
Tovy hevitra riririry

Teny iditra riry
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Zavatra na hanina heverina ho maloto [1.1]

Teny iditra riry
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] hantsana [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2022/08/19