Teny iditra rikarikan-taolana (rikarika, taolana)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ny fitambaran' ny taolana amin' ny faritry ny tenan' ny olombelona sy ny biby misy hazondamosina: Ny karan' ny olombelona dia misy taolana valo amby roanjato [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Amas d'ossements, squelette [1.3]
Voambolana 
Tovy hevitra karana

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31