Teny iditra riba
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba amam-panao: Tsy riba vao fa riba tranainy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Usage, coutume; usité seulement dans la phrase suivante: Tsy riba vao fa riba ela (Ce n'est pas un usage nouveau, mais ancien) [1.3]
 Coutume ancienne [1.196]
Ohatra sao koa ary misy toe-tsaina amam-panahy manokana ipoiran'io fahalemen'ny riba malagasy io? [2.606]
Kamban-teny 

Teny iditra ri
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Tsoria-damba manify fanao haingon' akanjom-behivavy na famatorana volo na famehezana amboaran-javatra mihaja [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A ribbon [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Ruban [1.8]
Voambolana 
Kamban-teny 
Ny fihaviany Frantsay: ruban.

Teny iditra riba
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Sakalava] Nom donné au pétiole et à la nervure centrale de la feuille de rafia : Raphia ruffia (Jacq.) Mart. (Arecaceae). On l'utilise après séchage pour le portage des bagages, car c'est une matière à la fois légère et solide. De nombreux villages portent encore le nom d'Andriba sur la côte Ouest. C'était là que se rassemblaient les porteurs (comme Ambohibao, sur la côte Est, Voir * bao) [1.196]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/08