Teny iditra | renivorona | |
Singan-teny | reny ; vorona | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Anarana enti-milaza vorona vavy alain-taranaka [1.1] | |
Voambolana | Haibiby: (amin' ny ankapobeny) | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny renivorona io | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12 |