Teny iditra | renivitsika | |
Singan-teny | reny ; vitsika | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Karazam-bibilava mipetraka amin' ny lava-bitsika ary voalaza fa fahanan' ny vitsika ka rehefa matavy tsy afa-mivoaka ny lavany dia haniny; somary manjamanja ny volony ary fisapisa-doha ny bikany [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Serpent qui habite dans les fourmilli [...] [tohiny 1.54] | |
Voambolana | Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa | |
Mpanahaka | renimanditra | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny renivitsika io | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12 |