Teny iditra ravin'  ;   ravin-
Sokajin-teny endritenin' ny hoe ravina
Ohatra 
1ary ny ravin' akondro malamaiama [2.69]
2Hita koa izy omy ny ravin' ny Paraky [1.357]
3Ravin-damba no nentiny avy any [2.117]
4nasiana ravin-tapia kely ombieny ombieny [2.314]
Anaram-javamaniry 

Teny iditra ravin
Sokajin-teny anarana (lahy)
Fanazavàna teny malagasy Hady nohazan' ny riaka [1.4]
  hadin-driaka [1.66]
  fampana [1.13]
  hady [1.5]

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/24