Teny iditra ranombary tsy masaka
Singan-teny ranombary ; tsy ; masaka
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Anarana ilazana ny vola famangiana amin' ny fahoriana raha mbola eo am-bohitra ny faty no mamangy: Avy manatitra ny ranombary tsy masaka, Tompoko
Mitovy hevitra: faodranomaso ~ kofehy ~ rambondamba ~ solon-tsosoa ~ zara levenana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/08