Teny iditra | randrankiary | |
Singan-teny | randrana ; kiary | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Betsileo] Randram-bolo betsileo toa mihodidina manodidina ny loba toy ny fefy na valamanodidina [1.1] | |
Voambolana | Fandram-bolo | |
Tovy hevitra | kiary | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/24 |