Teny iditra | raifantaka | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny frantsay | [Merina] (de ray : père ; et fantaka : nom d'une Graminée). Gymnosporia divaricata Baker (Celastraceae). Arbuste qu'on trouve souvent en lisière de forêt associé aux grandes Poaceae, d'où son nom malgache. [1.196] | |
Anarana siantifika | Gymnosporia divaricata | |
Voambolana | Haizavamaniry: hazo | |
Fivaditsoratra | fitakarana, kafatraina, katrafaina, raifantaka |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |