Teny iditra |
radon > rado
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fehivozona vita amin' ny vakana volamena na volafotsy. [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | A particular kind of necklace of beads, glass, silver, gold, etc. [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Collier de perles, d'or ou d'argent [1.3]
|
Ohatra |
1 | Rado miampy voahangy ve sa ny haba volamena?
[2.1022]
|
2 | Harambato no solovozona anaovany, ala mikirindro no kapaoty maitso itafiany, ary riambato fotsy misasasasa avy any an-tampony any no rado volafotsy mamiratra ihaingoany.
[2.499]
|
|
Sampanteny |
|
Teny iditra |
radon > Rado
|
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (solon' anarana)
|
Fanazavàna teny malagasy | Solon' anaran' i Andriamanantena Georges
[3.1]
|
Asa navoany | Etsy, matoria
Lapan' ny tananan' Antananarivo
Tsy maintsy mipoaka ny sarom-bilany 2002
|
Tsanganana sy sary iray takila |