Teny iditra pibasy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Néflier du Japon, nèfle du Japon (Erio [...] [tohiny 1.5]
Anarana siantifika Eriobotrya japonica
Ohatra Ny fameroveron'ny hanitry ny vonim-pibasy nameno ny aera, ka nahataona ny tantely hanatona hitsentsitra ny rano mamy ao anatiny. [2.324]
Voambolana 
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31