Teny iditra perovianina
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Ny firenena tompon-tany any amin' ny tanin' i Peroa (Amerika atsimo): Ny Perovianina no voalohany amin' ny fanjonoana eran' izao tontolo izao
Momba an' i Peroa, an' i Peroa na avy any Peroa: Fomba perovianina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Peruvian [3.1]
Fanazavàna teny frantsay Péruvien, péruvienne [3.1]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: péruvien.
Mpanahaka  Peroa

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31