Teny iditra ompy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fikarakarana sy famelomana ny biby ananana
Ny biby amam-borona karakaraina. [1.1]
Sampanteny 

Teny iditra ompy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tambahoaka] Fanokanana; tahiry [1.78]
  [Taisaka] Tahiry [1.78]

Teny iditra ompy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] A plant; also an aquatic herb, the same as volonkotona [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [Sihanaka] (de ompy : ensemble des soins donnés aux animaux domestiques). Potamogeton fluitans Roth (Potamogetonaceae). Plante aquatique immergée à feuilles flottantes dont les rhizomes sont donnés comme nourriture aux animaux domestiques : oies, etc. En Imerina, on l'appelle plutôt valatendro. [1.196]
Anarana siantifika Potamogeton fluitans
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31