Teny iditra | ombeo | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Betsileo] Masomboly: Hajareo soa ro aba ny ombeo fange mañonitsa amin' ona sy avy ny erika (Ampirimo na tehirizo tsara ranona ny masomboly fandrao mangataka aman'olona raha tonga ny orana) [1.78] | |
Fanazavàna teny frantsay | [Betsileo] Graines (surtout de maïs) conservées pour la semence. [1.196] | |
Voambolana | Haizavamaniry | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |