Entrée | olona | ||||||||
Partie du discours | nom | ||||||||
Explications en malgache | Teny ilazana ny toetra amam-pomban' ny olombelona (jer. io teny io): Ny fanahy no olona ¶ Teny ilazana ny olombelona tsy voafetra mazava na ny toetrany na ny isany: Misy olona mitady anao ao an-tokotany ¶ Vahoaka: Olona re izay tao an-tsena tao izay ¶ Amin' ny fitenin' ny ankizy, teny entiny milaza ny tenany: Manko ny olona vonoin' i Koto ô! [Rajemisa 1985] | ||||||||
Explications en anglais | a person, somebody, a human being. Olo is used in the provinces. [mal. And other dialects orang, amboyna malona and malono.] [Richardson 1885] | ||||||||
a human being, man; someone [Hallanger 1973] | |||||||||
Explications en français | homme, personne; quelqu'un [Hallanger 1974] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mots composés, titres, noms |
| ||||||||
Exemples |
| ||||||||
Citations | Proverbes contenant le mot olona | ||||||||
Articles | Randzavola: olona ao amin' ny Baiboly | ||||||||
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |