Teny iditra novisia
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanomanana ho relijiozy ao amin' ny Fikambanana iray, amin' ny alalan' ny asa, fianarana.,. fa indrindra famolahan-tena, mandritra ny herintaona na roa taona arakaraka ny lalànan' ny fikambanana avy (Fiv. kat.) [1.1]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: noviciat.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31